-
Estera 9:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 no nahatonga azy ireo hanaiky hoe tsy maintsy hankalaza an’ireo andro roa ireo foana izy ireo sy ny taranany ary izay rehetra miandany aminy,+ ary tsy maintsy hanatanteraka an’izay voasoratra momba an’ireo andro ireo, amin’ny fotoana efa nifanarahana isan-taona.
-