-
Salamo 58:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Andriamanitra ô, poteho hiala ao am-bavany ny nifiny!
Torotoroy ny valanoranon’ireo liona* ireo, Jehovah ô!
-
-
Ohabolana 30:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Misy taranaka manana nify hoatran’ny sabatra,
Sy vazana toy ny antsin-kena.
Arapany ny madinika eto an-tany,
Sy ny mahantra eo amin’ny olombelona.+
-