Joba 2:6, 7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hoy i Jehovah tamin’i Satana: “Eo an-tananao izy,* fa ny ainy ihany no aza esorina!” 7 Koa niala teo anatrehan’i Jehovah i Satana, dia nasiany vay mampanaintaina* be+ i Joba, hatrany an-tampon-dohany ka hatrany am-paladiany. Jakoba 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
6 Dia hoy i Jehovah tamin’i Satana: “Eo an-tananao izy,* fa ny ainy ihany no aza esorina!” 7 Koa niala teo anatrehan’i Jehovah i Satana, dia nasiany vay mampanaintaina* be+ i Joba, hatrany an-tampon-dohany ka hatrany am-paladiany.