- 
	                        
            
            Ohabolana 12:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        13 Manota amin’izay lazainy ny olon-dratsy ka voafandriky ny teniny ihany,+ Fa ny olo-marina kosa afaka amin’ny fijaliana. 
 
- 
                                        
- 
	                        
            
            Ohabolana 18:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        7 Ny tenin’ny tsisy saina no mampidi-kizo azy.+ Fandrika ho an’ny ainy koa ny zavatra lazainy. 
 
-