Salamo 50:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Izay manolotra fisaorana ho sorona no manome voninahitra ahy.+Ary izay tapa-kevitra ny hanao ny tsara foana,Dia hataoko izay hahitany ny famonjen’Andriamanitra.”+ Salamo 100:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Midira eo am-bavahadiny mba hisaotra+ azy,Ary eo an-tokotaniny mba hidera+ azy. Misaora azy; derao ny anarany.+
23 Izay manolotra fisaorana ho sorona no manome voninahitra ahy.+Ary izay tapa-kevitra ny hanao ny tsara foana,Dia hataoko izay hahitany ny famonjen’Andriamanitra.”+
4 Midira eo am-bavahadiny mba hisaotra+ azy,Ary eo an-tokotaniny mba hidera+ azy. Misaora azy; derao ny anarany.+