- 
	                        
            
            Mika 7:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
9 Tezitra amiko i Jehovah nefa hiaretako izany,
Satria efa nanota taminy aho.+
Hiaretako izany, mandra-pitsangany hiaro ahy any amin’ny fitsarana ka hanome rariny ahy.
Havoakany ho eny amin’ny mazava aho,
Dia ho hitako fa rariny ny azy.
 
 -