- 
	                        
            
            Genesisy 1:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        5 Nantsoin’Andriamanitra hoe Andro ny mazava, fa Alina+ kosa ny maizina. Dia nisy hariva, ary nisy maraina: Andro voalohany izany. 
 
- 
                                        
- 
	                        
            
            Salamo 74:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        16 Anao ny andro, ary anao koa ny alina. Namorona ny hazavana sy ny masoandro ianao.+ 
 
-