Levitikosy 23:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 “Ilazao ny Israelita hoe: ‘Ny andro faha-15 amin’io volana fahafito io dia Fetin’ny Trano Rantsankazo.* Fety ho an’i Jehovah izany, ary maharitra fito andro.+ Salamo 42:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
34 “Ilazao ny Israelita hoe: ‘Ny andro faha-15 amin’io volana fahafito io dia Fetin’ny Trano Rantsankazo.* Fety ho an’i Jehovah izany, ary maharitra fito andro.+