2 Mpanjaka 10:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary hoy i Jeho: “Andao hiaraka amiko, dia ho hitanao fa tsy mandefitra mihitsy amin’izay mivadika amin’i* Jehovah aho.”+ Nasaina nitaingina an’ilay kalesy niaraka tamin’i Jeho àry izy. Salamo 69:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jaona 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia tadidin’ny mpianany ilay voasoratra hoe: “Hiredareda ato anatiko ny hafanam-poko ho an’ny tranonao.”+
16 Ary hoy i Jeho: “Andao hiaraka amiko, dia ho hitanao fa tsy mandefitra mihitsy amin’izay mivadika amin’i* Jehovah aho.”+ Nasaina nitaingina an’ilay kalesy niaraka tamin’i Jeho àry izy.
17 Dia tadidin’ny mpianany ilay voasoratra hoe: “Hiredareda ato anatiko ny hafanam-poko ho an’ny tranonao.”+