-
Salamo 91:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Fa hanafaka anao amin’ny fandriky ny mpamandri-borona izy,
Sy amin’ny areti-mandringana.
-
-
Salamo 124:6-8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Hoderaina anie i Jehovah,
Satria tsy navelany horotidrotehin’ny nifin’izy ireo isika!
7 Isika dia toy ny vorona afa-nandositra
Avy tao amin’ny fandriky ny mpamandri-borona;+
Tapaka ilay fandrika,
Ka afa-nandositra isika.+
8 Ahazoantsika fanampiana ny anaran’i Jehovah,+
Ilay Mpanao ny lanitra sy ny tany.”
-