- 
	                        
            
            Salamo 10:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        10 Nahoana ianao no mijoro eny lavitra eny, Jehovah ô? Nahoana no miafina ianao amin’ny fotoam-pahoriana?+ 
 
- 
                                        
- 
	                        
            
            Salamo 71:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        12 Aza mijanona lavitra ahy, Andriamanitra ô! Mba ampio haingana aho, ry Andriamanitro ô!+ 
 
-