- 
	                        
            
            Salamo 41:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        41 Sambatra izay miahy ny madinika,+ Fa i Jehovah hamonjy azy amin’ny fotoan-tsarotra. 2 Hiaro azy sy hitsimbina ny ainy i Jehovah. 
 
-