Jeremia 10:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Iza no tsy hatahotra anao, ry Mpanjakan’ireo firenena+ ô? Fa mendrika an’izany ianao.Fa tsy misy toa anao mihitsyEo amin’ny olon-kendry rehetra eo amin’ireo firenena sy eo amin’ny fanjakany rehetra.+ Zakaria 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary ho Mpanjakan’ny tany manontolo i Jehovah.+ Ho iray ihany i Jehovah+ ary ho iray ihany ny anarany,+ amin’izany andro izany.
7 Iza no tsy hatahotra anao, ry Mpanjakan’ireo firenena+ ô? Fa mendrika an’izany ianao.Fa tsy misy toa anao mihitsyEo amin’ny olon-kendry rehetra eo amin’ireo firenena sy eo amin’ny fanjakany rehetra.+
9 Ary ho Mpanjakan’ny tany manontolo i Jehovah.+ Ho iray ihany i Jehovah+ ary ho iray ihany ny anarany,+ amin’izany andro izany.