Eksodosy 23:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Manompoa an’i Jehovah Andriamanitrao,+ dia hotahiny ny sakafonao sy ny ranonao.+ Ary hesoriko eo aminao ny aretina.+ Ohabolana 28:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hahazo fitahiana be dia be ny olona mendri-pitokisana,+Fa hanan-tsiny kosa izay te hanan-karena haingana.+
25 Manompoa an’i Jehovah Andriamanitrao,+ dia hotahiny ny sakafonao sy ny ranonao.+ Ary hesoriko eo aminao ny aretina.+
20 Hahazo fitahiana be dia be ny olona mendri-pitokisana,+Fa hanan-tsiny kosa izay te hanan-karena haingana.+