-
Salamo 37:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Izay tahin’Andriamanitra no handova ny tany,
Fa izay ozoniny kosa ho ringana.+
-
-
1 Timoty 6:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Mahazo tombony be tokoa ny olona raha mahafoy tena ho an’Andriamanitra+ sady mahay mianina amin’izay ananany.
-