Ohabolana 2:10, 11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Ohabolana 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ihomehezan’ny adala fotsiny ny fahadisoana vitany,*+Fa vonona hihavana* kosa ny olona manao izay mahitsy. Ohabolana 15:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Mahafaly ny tsy ampy saina* ny hadalana,+Fa mandeha mahitsy kosa ny olona mahay mandinika.+
9 Ihomehezan’ny adala fotsiny ny fahadisoana vitany,*+Fa vonona hihavana* kosa ny olona manao izay mahitsy.