Ohabolana 17:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Mahafehy ny vavany ny olona manam-pahalalana,+Ary ho tony foana ny olona mahay mandinika.+ 1 Petera 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tsy mba nanambanimbany* izy+ rehefa nisy nanambanimbany.*+ Tsy mba nandrahona izy rehefa nijaly,+ fa nanankina ny fiainany kosa tamin’Ilay mitsara+ araka ny rariny.
23 Tsy mba nanambanimbany* izy+ rehefa nisy nanambanimbany.*+ Tsy mba nandrahona izy rehefa nijaly,+ fa nanankina ny fiainany kosa tamin’Ilay mitsara+ araka ny rariny.