FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 9:20-22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tamin’ny Jiosy dia nanao hoatran’ny Jiosy aho, mba hahazoako ny Jiosy.+ Tamin’izay teo ambanin’ny lalàna, dia lasa hoatran’izay teo ambanin’ny lalàna aho, na dia tsy eo ambanin’ny lalàna aza, mba hahazoako an’izay eo ambanin’ny lalàna.+ 21 Tamin’izay tsy manana lalàna, dia lasa hoatran’izay tsy manana lalàna aho, na dia manana ny lalàn’Andriamanitra sy eo ambanin’ny lalàn’i Kristy+ aza, mba hahazoako an’izay tsy manana lalàna. 22 Tamin’ny malemy, dia lasa malemy aho, mba hahazoako ny malemy.+ Lasa zava-drehetra tamin’ny karazan’olona rehetra aho, mba hisy hovonjeko na amin’ny fomba ahoana na amin’ny fomba ahoana.

  • Jakoba 5:19, 20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ry rahalahiko, raha misy aminareo voafitaka ka miala amin’ny fahamarinana, ary misy olon-kafa mampiverina azy, 20 dia fantaro fa izay mampiverina mpanota hiala amin’ny fahadisoany,+ dia hamonjy azy tsy ho faty sady hanarona fahotana be dia be.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara