-
2 Samoela 4:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Hoy anefa i Davida tamin’i Rekaba sy Bana rahalahiny, zanak’i Rimona Berotita: “Raha mbola velona koa i Jehovah, izay namonjy* ahy tamin’ny fahoriana rehetra,+ 10 dia nosamboriko sy novonoiko ho faty+ tany Ziklaga ilay olona nieritreritra hoe nitondra vaovao tsara rehefa nilaza tamiko hoe ‘Maty i Saoly.’+ Izany ny valisoa nomeko an’ilay mpitondra hafatra!
-