FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 22:17, 18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia hoy ny mpanjaka tamin’ireo mpiambina* nanodidina azy: “Mandehana vonoy ho faty ireo mpisoron’i Jehovah ireo, fa manohana an’i Davida! Fantatr’izy ireo hoe nandositra izy, nefa tsy nolazainy tamiko izany!” Tsy nety nanainga ny tanany hamely an’ireo mpisoron’i Jehovah anefa ny mpanompon’ny mpanjaka. 18 Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Doega:+ “Mandehana vonoy ireo mpisorona ireo!” Tonga dia lasa i Doega Edomita+ ka namely an’ireo mpisorona. Lehilahy 85 nanao efoda vita tamin’ny kofehy rongony no matiny tamin’iny andro iny.+

  • 1 Mpanjaka 2:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary nisy nilaza tamin’i Solomona Mpanjaka hoe: “Nandositra ao amin’ny tranolain’i Jehovah i Joaba, ary ao akaikin’ny alitara ao izy.” Naniraka an’i Benaia zanak’i Joiada àry i Solomona hoe: “Mandehana vonoy izy!”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara