FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 11:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Ho afa-baraka izay lasa manambony tena,*+

      Fa izay manetry tena* no hendry.+

  • Daniela 5:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Nanandra-tena hanohitra ny Tompon’ny lanitra kosa ianao,+ ary nasainao nentina teto anatrehanao ireo kaopy tao an-tranony.+ Dia nisotro divay tamin’ireny ianao sy ny olona ambony, ary ny vadikelinao sy ny vadinao hafa, sady nidera an’ireo andriamanitra volafotsy sy volamena sy varahina sy vy sy hazo ary vato. Tsy mahita na maheno na mahalala na inona na inona anefa ireny.+ Tsy mba nomenao voninahitra kosa ilay Andriamanitra tompon’ny ainao+ sy manana fahefana amin’izay rehetra ataonao.

  • Daniela 5:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Tamin’iny alina iny ihany dia novonoina i Belsazara mpanjakan’ny Kaldeanina.+

  • Asan’ny Apostoly 12:21-23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara