-
Lioka 1:5, 6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Tamin’ny andron’i Heroda*+ mpanjakan’i Jodia, dia nisy mpisorona atao hoe Zakaria, tao amin’ny fizarana nisy an’i Abia.+ Avy amin’ny taranak’i* Arona ny vadiny, ary Elizabeta no anarany. 6 Samy olo-marina teo anatrehan’Andriamanitra izy mivady, sady tsy nisy tsiny.* Nankatoavin’izy ireo daholo mantsy ny didin’i Jehovah* sy izay notakin’ny lalàny.
-