Salamo 73:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 73:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ho ripaka tokoa izay manalavitra anao. Haringanao* izay mivadika aminao ka miala aminao.*+ Ohabolana 10:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hotsaroana* foana ny olo-marina ka hotahina,+Fa ho hadino* ny anaran’ny ratsy fanahy.+