Ohabolana 25:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jeremia 9:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Izao no tenin’i Jehovah: “Aoka ny hendry tsy hirehareha amin’ny fahendreny,+Ary ny mahery tsy hirehareha amin’ny heriny,Ary ny manankarena tsy hirehareha amin’ny harenany.”+ 2 Korintianina 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tsy izay midera tena mantsy no ankasitrahana,+ fa izay derain’i Jehovah.*+
23 Izao no tenin’i Jehovah: “Aoka ny hendry tsy hirehareha amin’ny fahendreny,+Ary ny mahery tsy hirehareha amin’ny heriny,Ary ny manankarena tsy hirehareha amin’ny harenany.”+