-
Deoteronomia 21:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Dia hitora-bato azy ho faty ny olon-drehetra ao an-tanànany. Koa esory eo aminao ny ratsy. Ary haheno an’izany ny Israely rehetra ka hatahotra.+
-
-
Ohabolana 20:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Izay manozona ny rainy sy ny reniny,
Dia ho faty ny jirony rehefa tonga ny alina.+
-