- 
	                        
            
            Mpitoriteny 2:15, 16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        15 Avy eo dia hoy aho anakampo: “Izay hiafaran’ny adala ihany no hiafarako.”+ Koa inona ny tombony azoko na dia lasa hendry be tahaka ny inona aza aho? Dia hoy aho anakampo: “Mbola tsisy dikany koa izany.” 16 Na ny hendry mantsy na ny adala, dia tsy hoe hotsaroana foana.+ Samy ho hadino daholo ny olona, rehefa any aoriana any. Ary ahoana no hahafatesan’ny hendry? Mitovy amin’ny hahafatesan’ny adala ihany.+ 
 
-