- 
	                        
            
            Ohabolana 24:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
5 Mahery ny lehilahy hendry,+
Ary vao mainka mahery ny olona manam-pahalalana.
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Mpitoriteny 7:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
19 Ny fahendrena no mahatonga ny lehilahy hendry iray hahery kokoa noho ny lehilahy matanjaka folo ao amin’ny tanàna iray.+
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Mpitoriteny 9:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
18 Aleo fahendrena toy izay fitaovam-piadiana. Mpanota iray fotsiny anefa dia mahavita manimba zavatra tsara be dia be.+
 
 -