- 
	                        
            
            Mpitoriteny 5:15, 16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        15 Mitanjaka ny olona rehefa nivoaka avy tao an-kibon-dreniny, ary toy izany koa izy rehefa maty.+ Tsy afaka mitondra na inona na inona avy amin’ny asa mafy nataony izy.+ 16 Izao koa ny tena loza: Hoatran’ny tamin’izy teraka ihany ny olona rehefa lasa. Koa inona moa no tombony azon’izay miasa mafy ho an’ny rivotra fotsiny?+ 
 
-