Salamo 80:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nisy voaloboka+ nafindranao avy tany Ejipta. Noroahinao ireo firenena, dia nambolenao ilay voaloboka.+ Isaia 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jeremia 2:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Voaloboka mena faran’izay tsara avy amin’ny karazam-boa tena izy ianao, tamin’ianao namboleko.+Koa nahoana ianao no lasa sampana voalobokadia sady voaloboka ratsy teo anatrehako?’+ Lioka 20:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nilaza an’izao fanoharana izao tamin’ny vahoaka izy avy eo: “Nanao tanimboaloboka+ ny lehilahy iray, ary nampanofainy tamin’ny mpamboly ilay izy. Dia lasa nankany an-tany hafa izy ary naharitra ela be tany.+
8 Nisy voaloboka+ nafindranao avy tany Ejipta. Noroahinao ireo firenena, dia nambolenao ilay voaloboka.+
21 Voaloboka mena faran’izay tsara avy amin’ny karazam-boa tena izy ianao, tamin’ianao namboleko.+Koa nahoana ianao no lasa sampana voalobokadia sady voaloboka ratsy teo anatrehako?’+
9 Nilaza an’izao fanoharana izao tamin’ny vahoaka izy avy eo: “Nanao tanimboaloboka+ ny lehilahy iray, ary nampanofainy tamin’ny mpamboly ilay izy. Dia lasa nankany an-tany hafa izy ary naharitra ela be tany.+