- 
	                        
            
            Ezekiela 16:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
8 “‘Rehefa nandalo aho ka nahita anao, dia hitako hoe efa tao amin’ny taona mampitsiry ny fitiavana ianao. Dia novelariko handrakotra anao ny akanjoko,+ ka norakofako ianao mba tsy hitanjaka. Nianiana sy nanao fifanekena taminao aho’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘ary lasa fananako ianao.
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Hosea 2:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
16 Hoy i Jehovah: ‘Amin’izany andro izany,
Dia hiantso ahy hoe Vadiko ianao, fa tsy hoe Tompoko* intsony.’
 
 -