- 
	                        
            
            Nehemia 9:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
33 Rariny ny anao matoa manjo anay izao rehetra izao. Tsy mivadika amin’ny teninao mantsy ianao, fa izahay no nanao ratsy.+
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Daniela 9:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
5 Efa nanota izahay, ka nanao fahadisoana sy nanao ratsy ary nikomy.+ Tsy nanaraka ny didinao sy ny didim-pitsaranao intsony izahay.
 
 -