-
Jeremia 9:25, 26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 “Ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hanaovako ampamoaka an’izay rehetra voafora nefa tsy voafora akory raha ny marina,+ 26 dia i Ejipta,+ Joda,+ Edoma,+ ny Amonita,+ Moaba,+ ary izay rehetra monina any an-tany efitra sady nokakasana ny fihirifany.+ Fa tsy voafora ny firenena rehetra, ary tsy voafora fo+ ny taranak’Israely manontolo.”
-
-
Ezekiela 25:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Ary hampihatra didim-pitsarana any Moaba aho,+ ka tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.’
-