-
2 Tantara 12:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Ary tamin’ny taona fahadimy nanjakan’i Rehoboama, dia niakatra i Sisaka+ mpanjakan’i Ejipta mba hanafika an’i Jerosalema, satria nivadika tamin’i Jehovah ny Israely. 3 Nanana kalesy 1 200 sy mpitaingin-tsoavaly 60 000 i Sisaka. Tsy hita isa ny miaramila niaraka taminy avy any Ejipta, dia ny Libyanina sy ny Sokita ary ny Etiopianina.+
-
-
2 Tantara 16:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Angaha moa ny Etiopianina sy ny Libyanina tsy tafika lehibe sady nanana kalesy sy mpitaingin-tsoavaly be dia be? Niantehitra tamin’i Jehovah anefa ianao, ka nataony resinao ry zareo.+
-