- 
	                        
            
            Isaia 51:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        23 Hatolotro eny an-tanan’ireo mampijaly anao ilay kaopy,+ Dia izay niteny taminao hoe: ‘Miondreha amin’ny tany mba handehananay.’ Nataonao hoatran’ny tany àry ny lamosinao, Hoatran’ny lalana handehanan’izy ireo.” 
 
-