- 
	                        
            
            2 Tantara 28:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
28 Lasa mpanjaka i Ahaza+ tamin’izy 20 taona, ary nanjaka 16 taona tany Jerosalema izy. Tsy nanao izay tsara teo imason’i Jehovah izy, tsy mba hoatran’i Davida razambeny.+ 2 Nanao hoatran’izay nataon’ireo mpanjakan’ny Israely+ kosa izy, ka nanao sarivongana metaly*+ mihitsy aza, dia ny sarin’ireo Bala.
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            2 Tantara 33:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
7 Napetrany tao an-tranon’ilay tena Andriamanitra ilay sary sokitra nataony.+ Io trano io anefa ilay efa notenenin’Andriamanitra tamin’i Davida sy Solomona zanany hoe: “Ato amin’ity trano ity sy eto Jerosalema, izay nofidiko tamin’ny tanànan’ny foko rehetra teo amin’ny Israely, no hametrahako foana ny anarako.+
 
 -