- 
	                        
            
            2 Mpanjaka 18:19, 20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
19 Dia hoy ilay Rabsake tamin’izy ireo: “Mba lazao amin’i Hezekia hoe: ‘Izao no tenin’ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan’i Asyria: “Fa inona koa izany mba atokisanao izany?+ 20 Milaza ianao hoe: ‘Izaho manana tetika sy hery hoentina miady.’ Resa-be fotsiny anefa izany! Fa matoky an’iza ianao no sahy mikomy amiko?+
 
 -