- 
	                        
            
            2 Mpanjaka 19:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
11 Efa henonao ny nataon’ireo mpanjakan’i Asyria, dia ny nandravany ny tany rehetra.+ Dia ianao irery ve no ho voavonjy? 12 Tamin’ireny firenena naringan’ny razambeko ireny, mba nisy nahavita namonjy azy angaha ny andriamaniny? Aiza izao i Gozana sy Harana+ sy Rezefa ary ny mponin’i Edena tao Tela-asara?
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            2 Tantara 32:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
14 Iza tamin’ny andriamanitra rehetra ivavahan’ireny firenena naringan’ny razambeko ireny, no nahavita namonjy ny vahoakany teo am-pelatanako? Koa ny Andriamanitrareo ve dia hahavita hamonjy anareo eto am-pelatanako?+
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Isaia 37:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
11 Efa henonao ny nataon’ireo mpanjakan’i Asyria, dia ny nandravany ny tany rehetra.+ Dia ianao irery ve no ho voavonjy? 12 Tamin’ireny firenena naringan’ny razambeko ireny, mba nisy nahavita namonjy azy angaha ny andriamaniny?+ Aiza izao i Gozana sy Harana+ sy Rezefa ary ny mponin’i Edena tao Tela-asara?
 
 -