- 
	                        
            
            2 Mpanjaka 18:36, 37Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
36 Nangina anefa ny vahoaka, ka tsy namaly azy na indraim-bava aza, satria efa nahazo baiko tamin’ny mpanjaka hoe: “Aza mamaly azy.”+ 37 Nankao amin’i Hezekia kosa i Eliakima zanak’i Hilkia, izay niandraikitra ny ankohonan’ny mpanjaka,* sy Sebna mpitan-tsoratra, ary Joa zanak’i Asafa, mpanoratra ny raharaham-panjakana. Samy efa nandrovitra ny akanjony izy ireo tamin’izay. Dia notantarainy tamin’i Hezekia ny tenin’ilay Rabsake.
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Ohabolana 9:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
7 Manala baraka ny tenany izay manitsy ny mpanesoeso.+
Ary hahita loza izay mananatra ny ratsy fanahy.
 
 -