- 
	                        
            
            2 Mpanjaka 18:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
17 Nirahin’ny mpanjakan’i Asyria avy tao Lakisy+ ny Tartana* sy Rabsarisa* ary Rabsake* sy ny miaramila be dia be, mba ho any amin’i Hezekia Mpanjaka any Jerosalema.+ Niakatra nankany Jerosalema àry izy ireo, dia nijanona teo akaikin’ny lakandrano avy ao amin’ny dobo ambony, teo amin’ilay lalambe mankany amin’ny sahan’ny mpanasa lamba.+
 
 -