Salamo 46:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Momba antsika i Jehovah Tompon’ny tafika.+Fialofana* azo antoka ho antsika ilay Andriamanitr’i Jakoba. (Sela) Isaia 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 I Jehovah Tompon’ny tafika no tokony ho masina aminareo.+Izy no tokony hatahoranareo,Ary Izy no tokony hampangovitra anareo.”+
7 Momba antsika i Jehovah Tompon’ny tafika.+Fialofana* azo antoka ho antsika ilay Andriamanitr’i Jakoba. (Sela)
13 I Jehovah Tompon’ny tafika no tokony ho masina aminareo.+Izy no tokony hatahoranareo,Ary Izy no tokony hampangovitra anareo.”+