- 
	                        
            
            2 Tantara 32:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
17 Nanoratra taratasy+ koa izy, ka nanao tsinontsinona sy nanambanimbany an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely,+ nanao hoe: “Tsy hahavita hamonjy ny vahoakany eto am-pelatanako ny Andriamanitr’i Hezekia, hoatran’ny andriamanitr’ireo firenena manodidina ihany. Tsy nahavita namonjy ny vahoakany teo am-pelatanako ireny.”+
 
 -