- 
	                        
            
            2 Mpanjaka 19:29-31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
29 “‘Ary izao no ho famantarana ho anao:* Izay zavatra maniry ho azy* no hataonareo sakafo amin’ity taona ity. Dia izay vokatra avy amin’izany indray no hohaninareo+ amin’ny herintaona. Amin’ny taona fahatelo kosa dia hamafy voa ianareo ka hijinja, ary hamboly voaloboka, dia hihinana ny vokatra avy amin’izany.+ 30 Ary hisy fakany lalina sy hamoa ireo tafavoaka velona amin’ny taranak’i Joda, dia izay sisa tavela.+ 31 Fa hisy sisa hiangana avy ao Jerosalema, ary hisy ho tafavoaka velona avy any amin’ny Tendrombohitra Ziona. Ny hafanam-pon’i Jehovah Tompon’ny tafika no hanatanteraka an’izany.+
 
 -