- 
	                        
            
            Jeremia 7:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
7 Niteny tamin’i Jeremia i Jehovah hoe: 2 “Mijoroa eo amin’ny vavahadin’ny tranon’i Jehovah, ka torio eo izao hafatra izao: ‘Henoy ny tenin’i Jehovah, ry vahoakan’ny Joda rehetra, izay miditra amin’ireto vavahady ireto mba hiankohoka eo anatrehan’i Jehovah.
 
 -