Jeremia 35:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa rehefa niakatra hanafika an’ilay tany i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona,+ dia niteny izahay hoe: ‘Andao hankao Jerosalema, mba tsy ho tratran’ny tafiky ny Kaldeanina sy ny Syrianina!’ Dia izany no mahatonga anay hipetraka eto Jerosalema.”
11 Fa rehefa niakatra hanafika an’ilay tany i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona,+ dia niteny izahay hoe: ‘Andao hankao Jerosalema, mba tsy ho tratran’ny tafiky ny Kaldeanina sy ny Syrianina!’ Dia izany no mahatonga anay hipetraka eto Jerosalema.”