FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 36:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ireto no anaran’ny zanakalahin’i Esao: Elifaza zanak’i Ada vadin’i Esao, sy Regoela zanak’i Basemata vadin’i Esao.+

      11 Ny zanakalahin’i Elifaza dia i Temana,+ Omara, Zefo, Gatama, ary Kenaza.+

  • Ezekiela 25:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hanatsotra ny tanako hamely an’i Edoma koa aho, ka horinganiko ny olona sy ny biby fiompy ao, ary hataoko lasa tsy misy mponina izy.+ Dia ho fatin’ny sabatra ny olona hatrany Temana ka hatrany Dedana.+

  • Amosa 1:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia handefasako afo ao Temana,+

      Ka ho levon’ny afo ny tilikambo voaro mafy ao Bozra.’+

  • Obadia 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Hoy i Jehovah: “Amin’izany andro izany,

      Dia haringako ny olon-kendrin’i Edoma,+

      Ary haringako ny olona misaina, ao amin’ny faritra be tendrombohitr’i Esao.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara