Jeremia 51:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nianjera tampoka i Babylona ary torotoro.+ Midradradradrà noho ny aminy!+ Makà balsama fa manaintaina izy, sao mba mety ho sitrana ihany izy.” Apokalypsy 14:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia tonga ny anjely faharoa avy eo, niteny hoe: “Nianjera, nianjera+ i Babylona Lehibe,+ ilay nampisotro divay ny firenena rehetra. Izany divay izany dia ny faniriany mafy hijangajanga!”*+
8 Nianjera tampoka i Babylona ary torotoro.+ Midradradradrà noho ny aminy!+ Makà balsama fa manaintaina izy, sao mba mety ho sitrana ihany izy.”
8 Dia tonga ny anjely faharoa avy eo, niteny hoe: “Nianjera, nianjera+ i Babylona Lehibe,+ ilay nampisotro divay ny firenena rehetra. Izany divay izany dia ny faniriany mafy hijangajanga!”*+