- 
	                        
            
            Isaia 44:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        19 Tsy mba misy mieritreritra mihitsy izy ireo ao am-pony, Ary tsy misy mahalala na mba misaina, ka miteny hoe: “Ny antsasany nodorako, Dia nanao mofo sy nitono hena teo ambonin’ny vainafo aho mba hohaniko. Dia izaho ve dia hanao zava-maharikoriko amin’ny ambin’ilay hazo?+ Izaho ve dia hivavaka amin’izay vatan-kazo?”* 
 
-