- 
	                        
            
            Isaia 29:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
Mamo izy ireo nefa tsy noho ny divay,
Ary mivembena nefa tsy noho ny toaka.
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Jeremia 25:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
27 “Koa lazao amin’izy ireo hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Misotroa, manaova mamo, mandoava, ary mianjerà mba tsy ho tafatsangana intsony+ ianareo, noho ny sabatra alefako hamely anareo.”’
 
 -