- 
	                        
            
            Ohabolana 27:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
22 Na dia totoinao amin’ny fanoto aza ny adala,
Hoatran’ny mitoto vary ao anaty laona,
Dia mbola tsy hiala aminy ihany ny hadalany.
 
 -