FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 30:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Mandeha midina any Ejipta+ izy ireo nefa tsy manontany ahy akory.+

      Te hitady fiarovana amin’i Farao,*

      Sy hialokaloka amin’i Ejipta izy ireo.

  • Isaia 31:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Hahita loza izay mandeha midina any Ejipta mba hitady fanampiana,+

      Sy izay miantehitra amin’ny soavaly,+

      Sy izay mitoky amin’ny kalesy fitondra miady satria hoe be dia be ireny,

      Ary mitoky amin’ny soavaly fitondra miady* satria hoe tena mahery ireny.

      Tsy mba mitodika any amin’Ilay Masin’ny Israely izy ireo,

      Sady tsy mitady an’i Jehovah.

  • Fitomaniana 5:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Manolotra ny tananay amin’i Ejipta+ sy Asyria+ izahay mba hahazoana sakafo ampy ho anay.

  • Ezekiela 16:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Nivaro-tena tamin’ireo zanakalahin’i Ejipta+ ianao, dia tamin’ireo lehilahy eny akaikinao izay efa may mafy hanao firaisana.* Dia nampahatezitra ahy ianao satria nanaram-po nivaro-tena.

  • Ezekiela 17:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nikomy taminy anefa ilay mpanjaka tamin’ny farany+ ka naniraka olona ho any Ejipta, satria te hahazo soavaly+ sy tafika lehibe avy any.+ Dia hahomby ve izy? Dia tsy ho voasazy ve ilay manao an’izany? Raha tsy manaja fifanekena ve izy dia hanantena hoe ho afaka handositra?’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara